Previous Page  12 / 16 Next Page
Information
Show Menu
Previous Page 12 / 16 Next Page
Page Background

FANDAHARAM-POTOANA

ZAIKAM-PARITRA 2019

10

OlomBaovao N°119

Ankoatra ny Zaikabe sy Zaikan'ny tanora, isaky ny telo taona dia misy ihany koany Zaikam-paritra .

Faritra efatra mivondrona ao amin'ny ANCMF no mifampitaona indray ka handinika ny fainainan'ny

fiangonana amin'ny alalan'ny famelabelarana sy fampianarana ny tenin' Andriamanitra. Ao anatin'ny

antsa sy dihy ary seho amin'ny endrika ara-koltoraly Malagasy sy izay mampiavaka ny isam-paritra no

hisongadina amin'izany. Koa manasa antsika ary hanantonana ireo tompon'andraikitra isam-paritra

amin'ny fisoratana anarana.

Faritra Avaratra :

Jonathan ANDRIAMIJOROSOA (

jonathan_herinay@yahoo.fr

)

Faritra Atsinanana :

Laza ANDRIANOSY

( taxilaza@hotmail.fr

)

Faritra Atsimo :

Oliver MAMY (

mamyol@yahoo.fr

)

Faritra Andrefana:

Dannie RADOARA (

radoaradannie@yahoo.fr

)