Previous Page  11 / 16 Next Page
Information
Show Menu
Previous Page 11 / 16 Next Page
Page Background

TATITRA FILAN-KEVITRA NASIONALY 2017

9

Octobre - Novembre - Décembre - 2017

2) Fampianaran nataon’ny Père Aumonier Zafimahakoko Alphonse

Ny fifandraisana amin’ny diosezy sy « comité de la migration » dia zava-dehibe hoan’ny fiainan’ny aumonerie rehetra. Hoan’ireo miova na

vao sambany manangana commuanuté dia tendrena ny aumonier local ary iandreketan’ny diosezy mivantana e. Rehefa misy fiovan’ny

birao dia mampandrehy ny pastorale des migrants avy hatrany mila mampandre ny diosezy sy ny « pastorale de migrants ».

Equipe d’animation pastorale Madagascar/France

Ny fiaraha-miasan’ny « ministre ordonné » sy baptisés dia noho ny fiombonanna misy amintsika rehetra. Io fiombonana io dia noho ny

TRINITE MASINA.

Communion trinitaire : source d’inspiration amin’ny maha kristianina. Tokony ho hita soritra foana io « structure ternaire » (fiteloana), na

amin’ny Vavaka izany, na amin’ny fiainana andavanandro any an-tokantrano.

FIANGONANA DIA FIOMBONANA

Peuple de DIEU

Corps du Christ

Temple du SAINT ESPRIT

« BAPTEME : prophétique, participe à la vie même du Christ »

Vita batemy : mpisorona – mpanjaka – mpaminany : tsy afa-misaraka

« EGLISE : royale, au service, sacerdotale (prière, liturgie…) »

3) TATITRA PASTORALY 2015 – 2016

Ny andron’ny Alahady 29 Oktobra dia nanao fifampizarana tamin’ny alalan’ny tatitra pastoraly 2016 – 2017 ireo «communauté»s. Nanana

anjara fitenenana, araka izany, ny mpandrindra tsirairay avy. Taratra tamin’izany fa maro ny ezaka vitan’ny «communauté»s nandritra iny

taona pastoraly lasa iny, hahabe voho ny finoana sy hanandratra ny maha-Malagasy.

Maro ireo efa miroborobo tokoa amin’ny fanentanana ny mpivavaka, ao kosa anefa ireo mbola sahirana, indrindra ireo tsy manana Pretra.

Tsapa ny fiezahana manatona ny « pastorale des migrants » eo anivon’ny diosezy. Ny « pastorale des migrants » rahateo moa no mpiara-

miombon’antoka amin’ny «communauté»s koa entanina ireo izay mbola tsy mahalala izany hanatevina hatrany ny fiaraha-miasa amin’izy

ireo.

Misaotra antsika rehetra tamin’ny fampitana ara-potoana ny tatitra pastoraly.

4) TETIK’ASA

Hotontosaina any Lourdes, ao amin’ny Cité Saint Pierre ny

11 – 12 – 13 May 2018 ny ZAIKABE 2018

.

Efa tapitra ny 31 Oktobra 2017 ny fisoratana anarana koa 1200 ny isan’ireo mikasa ny handray anjara amin’izany.

Ny 15 Novambra 2017 moa no fara-fandoavana ny 10

famandrihan-toerana (acompte).

Manomboka izao kosa dia efa afaka mandefa ny ambin’ny saram-pandraisan’anjara ianareo. Izany moa dia tokony haloa fara fahatarany ny

31 Janoary 2018

.

Misy ny Komity Mpanomana ny zaikabe izay ifandrimbonan’ny Birao Nasionaly sy ny birao nasionalin’ny tanora. Misy ireo « commissions

» najoro (hébergement, repas, santé, logistique, enfants, spirituelle, culturelle, sécurité, musique sy chorale) ka holazaina miandalana

amintsika eo ny fizotry ny fiaraha-miasa anatin’izany.

Asa vadi-drano izy ity tsy vita tsy ifanakonana koa ny fandraisantsika tsirairay andraikitra eny anivon’ny «communauté» dia zava-dehibe

tokoa ary isaorana anareo sahady.

Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra hatrany.

Samia ho tahian’Andriamanitra,

Anio, 17 Novambra 2017

Birao ANCMF

TOHINY